17.01.2012

Fisaorana

Nahafinaritra ny fiarahana tamin'ny fankalazana ny Noely tamin'ny sabotsy 17 desambra 2011 lasa teo (iray volana lasa izay).
Maneho fisaorana lehibe ireo rehetra tonga nanohana ny antso.
Ary manantena fa hitombo hatrany ireo handray anjara amin'ny hetsika manaraka!
Mankasitraka, mankatelina antsika rehetra!

Mirary ihany koa taona vaovao zina sy feno fahombiazana ho antsika rehetra!
Hitondra soa sy fanambinana ihany koa anie ity taona ity ary mino izahay fa tsy ho ambakan'ny taona lasa ny hetsika hotanterahana amin'ity taona 2012 ity.