10.02.2012

Blog

Ity Blog ity dia natao mba hanampiana ny groupe-n'ny tanora malagasy eto Allemagne ao amin'ny facebook.
Maro amintsika Malagasy monina eto Allemagne no te handray anjara amin'ny ady hevitra kanefa tsy manana na tsy te hiditra facebook.
Koa dia ampitaho amin'ireo tapaka sy namana ary ny fisiany ary manantena fa hampitombo ny fifandraisantsika izy ity!